Entry | 1 may volon-tratra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 dodona noho ny fahasahiranana na ny hamaimaizana ateraky ny faniriana; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [1.1] |
Synonyms | 4 may volon' orona |
Elementary words | 5 may, volo, tratra |
Updated on 2023/05/23 |